Sambondanitra, lakandanitra angamba. Efa tam 2003 izy ty, mahafinaritra ahy ny mandefa sary efa taloha satria ahitako hoe ôtrn ahoana marina moa tamzany ny zava bitako. ity aloha dia gouache sy feutre natao anaty rano ary stylo mainty no nanaovana azy.
A lakana based design that I made 6 years ago.
*Lakana: traditionnal boat of Madagascar
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire